Teny iditra | vaky tainana | |
Singan-teny | vaky ; tainana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Marary kibo mivalana noho ny havokisana be loatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Se dit des enfants habituellement rassasiés outre mesure et digérant mal [1.3] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |